arpm_logo

Autorité de Régulation des Marchés Publics


ARMP

FIKAMBANAN’NY MPIARA-MIASA ETO ANIVON’NY ARMP (FIMPIARMP)

FAMPIDIRANA
           Ny Fikambanan’ny Mpiara-miasa eto anivon’ny ARMP na antsoina hoe : FIMPIARMP. Izany dia noho ny tolo-kevitra nomen’ny tale Jeneraly sy ny hetahetan’ny mpiara-miasa hamerina indray ny laza tsara nananan’izany fikambanana izany.
            Natao ny fifidianana ny birao hitondra ny fikambanana ary nandray ny asany avy hatrany ireo voafidy. Ny fidirana ho mpikambana dia an-tsitrapo tanteraka. Ny birao dia natao hanatanteraka ny hetahetan’ny mpiasa izay nampitaina tamin’ireo. Mirary fiaraha-miasa amintsika rehetra ny birao mba ahafahany mampiroborobo ity fikambanantsika ity.

IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY BIRAO
Filoha : RAZAFINDRABE Nivo Hanitranirina
Filoha lefitra : RANDRIANALY Henintsoa Fenoariseheno
Mpitam-bola :RANDRIAHARIHAJA Emanuella
Mpitan-tsoratra ara-bola : RAZAFIMANDIMBY Danielle
Mpitan-tsoratra : RALALARISOA Lydia Mireille – RAZAFIARIVONY Julie Pascaline

Copyright©2022 Équipe de la DSI ARMP.